<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>HANKAIZA IZAHAY ASAFA49</title>
<lyrics>[V1]
 Hankaiza izahay, Jesosy ô,
 Aminao, Aminao, ao Aminao,
 Tsy misy zava-tsoa Jesosy ô,
 Ho anay afa-tsy ao Aminao.
 Fiv. Aminao Jesosy (Aminao Jesosy)
 Aina ho anay (Aminao Jesosy)
 Aminao Jesosy
 Zay no mahatsara anay.

[V2]
 Raha mbola eto koa Jesosy ô,
 Toky sy aronay, ao Aminao,
 Tsy misy vonjy koa Jesosy ô,
 Ho anay afa-tsy ao Aminao.

[V3]
 Raha hody izahay Jesosy ô,
 Sambatra, tretrika ao Aminao,
 Ho hitanay ny Ray, Jesosy ô,
 Ampy izay, soa tokoa, ao Aminao.</lyrics>
<hymn_number>49</hymn_number>
<author>Brinley Rees EVANS/ William A. Ogden</author>
</song>